Mba fantatrao ve ?  By  cover art

Mba fantatrao ve ?

By: Soa i Madagasikara
  • Summary

  • Podcast sur l'éducation civique et citoyenne à Madagascar. Des émissions sans autre ambition que de partager à tous les Malagasy la connaissance de son environnement social, économique, juridique et politique pour mieux vivre ensemble et construire un développement cohérent aux aspirations de tout un peuple. Fandaharana miandrandra ny fanabeazana ny olom-pirenena eto Madagasikara. Fandaharana tsy misy finiavana afa tsy ny fizarana ny fahalalana mikasika ny lafiny ara-tsosialy, toe-karena, lalàna ary politika eto @ firenena mba hanatsarana ny fiaraha-monina sy hampiharana izay fandrosoana andrandrain'ny maro an'isa. Atolotry ny Dr Nirina MILIJAONA.
    All rights reserved
    Show more Show less
Episodes
  • Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany faharoa
    May 26 2024
    Noho ny fangatahana fanazavana fanampiny momba ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka avy amintsika mpihaino, dia nasiana tapany faharoa ity fandaharana ity. Tokony ho tankintsika ihay koa ny mangarahara mahakasika ny fampiasana ny tetibola izay tantanan’izy ireo fa tsy solombavambahoaka hihinana ny volambahoaka akory no ifidianana azy ireo sanatrian’ny vava. Fa solombavambahoaka hitondra ny hetahetambahoaka sy hanasoa ny farimpianan’ny vahoaka izay nifidy sy nametraka ny fitokisana tamin’izy ireo. Mazava fa olona hampandany ny lalàna hampiharina eto amin’ny firenena no ilaintsika.
    Show more Show less
    11 mins
  • Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany voalohany
    May 9 2024
    Fandaharana izay hanaovana fitaizana olom-pirenana araky ny fampahafatarana izay efa natao, eto amin’ny radio Soa i Madagasikara. Ny fanontaniana izay hezahintsika ho valiana amin’ity fandaharana voalohany ity dia ny hoe : « Mba fantatrao ve » ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka araky ny voalaza ao anaty lalampanorenana ?
    Show more Show less
    11 mins
  • Fanolorana
    May 1 2024
    Fandaharana izay hanaovana fitaizana olom-pirenana izay anasana antsika olompirenena rehetra mahatsapa fa manana adidy sy andraklitra amin’ny mpiaramonina sy ny mpiarabelona satria ny fahalalana dia harena.
    Show more Show less
    10 mins

What listeners say about Mba fantatrao ve ?

Average customer ratings

Reviews - Please select the tabs below to change the source of reviews.