Ny adidy sy andrikitry ny olompirenena aorian’ny fifidiana Podcast Por  arte de portada

Ny adidy sy andrikitry ny olompirenena aorian’ny fifidiana

Ny adidy sy andrikitry ny olompirenena aorian’ny fifidiana

Escúchala gratis

Ver detalles del espectáculo
Ny demokrasia dia fahefan’ny vahoaka, avy amin’ny vahoaka, ho an’ny vahoaka. Fahefan’ny vahoaka (satria vahoaka masimandidy). Ary avy amin’ny vahoaka (Izay voalazantsika teo hoe mamindra ny fahefana amin’ny olomboafidy amin’ny alalan’ny fifidinana). Fa indrindra ho an’ny vahoaka (Mba ahafahan’ireo mametraka volavolan’asa ho ampandrosoana ny firenena, ho fanasoavana ny vahoaka ao aminy). Arak’izany ny olomboafidy dia natao hitsinjo izay hahasoa ny firenena sy ny vahoaka manontolo.
Todavía no hay opiniones