Mba fantatrao ve ? - Ny Repoblika nifandimby teto Madagasikara - Tapany voalohany Podcast Por  arte de portada

Mba fantatrao ve ? - Ny Repoblika nifandimby teto Madagasikara - Tapany voalohany

Mba fantatrao ve ? - Ny Repoblika nifandimby teto Madagasikara - Tapany voalohany

Escúchala gratis

Ver detalles del espectáculo
Ny repoblika voalohany dia ny « Repoblika Malagasy » izay nanana ny teny filamatra : Fahafahana-Tanindrazana-Fandrosoana, nanomboka tamin' ny 14 Ôktôbra 1958 ka hatramin’ ny 30 Desambra 1975. Ny lalàmpanorenana voalohany dia nanan-kery nanomboka ny 29 Avrily 1959. Ny nanambarana ny fahaleovan-tena kosa dia ny 26 Jona 1960 Ny lalàmpanorenana voalohany dia nametraka ny antenimirampirenena sy ny antenimierandoholona.
Todavía no hay opiniones