Mafy ny fiainana ao Mandritsara Podcast Por  arte de portada

Mafy ny fiainana ao Mandritsara

Mafy ny fiainana ao Mandritsara

Escúchala gratis

Ver detalles del espectáculo
Efa ny Malagasy manerana ny Nosy no mahatsapa fa mafy ny fiainana andavan'andro. Mpitondra Bajaja sy mpandinika ny raharaham-pirenena no milaza ny sationan'ny fahorian'ny vahoaka ao Mandritsara, faritri'i Sofia, izay mahatsapa fa adinon'ny mpitondra. Na izany aza dia miandrandra ny firenenan tan-dàlana ihany ny vahoaka na dia maro aza ireo hetsika maro ataon'ny mpitondra tsy mifanaraka @ izany.
Todavía no hay opiniones