Fatambary Podcast Por Soa i Madagasikara arte de portada

Fatambary

Fatambary

De: Soa i Madagasikara
Escúchala gratis

Podcast sur l'actualité de Madagascar. Fatambary est un ustensile très utilisé sur la Grande Île pour doser le riz, aliment de base des Malagasy. A l'instar de cet ustensile doseur, la chronique mesure l'ampleur des bonnes et mauvaises réalisations des décideurs successifs qui ont façonné l'état actuel du pays et le devenir de tout un peuple. Fatambary dia fitaovana fampiasan’ny Malagasy famaharana ny vary atokona. Nomena io anarana io ity fandaharana ity, mba ahazoantsika mandrefy sy manadiady ireo tsanga-kevitra namolavola ny firenena sy ny fiaraha-monina anio, ary hamaritana ny ho avin’ny Malagasy.All rights reserved Ciencias Sociales Política y Gobierno
Episodios
  • Ny Vehivavy Malagasy
    Apr 22 2024
    Raha vao miresaka an’i Madagasikara isika dia anatin’ny saina avy hatrany ny teny hoe « Firenena » ; izany ahenoana ny teny « Reny ». Anio isika dia hiezaka ny hamaritra ny toe-tsaina sy ny fitondran-tena ary ny toeran'ny Vehivavy eto eo @ fiaraha-monina malagasy. Aina ny Vehivavy Malagasy, satria mampita, mitondra ary miaro izany eo anivon’ny ankohonany sy ny mpiara-belona aminy. Ravaka ihany koa satria mampiseho ivelany ny hakantony, ny halefahany, ary azo lazaina koa fa maneho ny maha SOA an’i Madagasikara.
    Más Menos
    5 m
  • Tahanisa Faharoa
    Apr 15 2024
    Tohin'ny fandaharana miresaka ny tahanisa vitsivitsy momba an'i Madagasikara. Toa ny fitomboan'ny mponina sy ny toerana misy ny tanora eo an'inivon'ny fiarahamonina malagasy.
    Más Menos
    4 m
  • Tahanisa Voalohany
    Apr 8 2024
    Amin’ity fandaharana ity dia itodika kely ny momba ny tahanisa vitsivitsy isika izay novinanian’ny famatsiam-bola iraisam-pirenena, ho an’ity taona efatra ambin’ny roapolo sy roa arivo ity. Isa manome hanampy antsika hisafidy ny lohahevitra aroso eto.
    Más Menos
    4 m
Todavía no hay opiniones