[CA] ANDRIAMANITRY MOSESY sy ANDRIAMANITRY SPINOZA Podcast Por  arte de portada

[CA] ANDRIAMANITRY MOSESY sy ANDRIAMANITRY SPINOZA

[CA] ANDRIAMANITRY MOSESY sy ANDRIAMANITRY SPINOZA

Escúchala gratis

Ver detalles del espectáculo

Niniana nafangaro foana hatrizay ny hoe : ireo Religions Monthéistes ( silamo, judaites, ary kritsiana). Noterena natao ihany koa ny atao hoe : ASSIMILATION hoe finoana Judéo Christianisme. Hany ka ny raisonnement de base mihitsy no nentina nanaovana ny analyse phénoménologique ny finoana kristiana ni -identifiena amin'ireo religions roa monotéhistes voalaza etsy ambony (silamo, judaiste).

Hany ka tsy mahagaga raha DISO tanteraka ny fahalalana handraisana ny concept hoe : DIEU amin'ny kristiana raha mitaha amin'ireo finoana hafa ireo.

Koa dia erreur fondamentale ny hitarafana ny concept DIEU kristiana miainga avy amin'ny fijerin'ireo finoana monothesite (izay nokianin'i Spinoza)

Todavía no hay opiniones